Ny Fo Lavi-Tiana (Madame Jeannette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry nofinofy ratsy
Antenaiko fa atsy ho atsy
Izany foko izay honena
Dia ahita, ahita fitonena

Aoka re mba ho ambara
Mialoha ka hazava tsara
Ary tsy ho fahitana
Mialoha izay hiafarana
Toy ny foko lavi-tiana
Ontsakontsam-pahoriana
Isan'andro tsy tafandry
Fa mitazana sy miandry

Ô ry nofinofy ratsy
Antenaiko fa atsy bdlhf ho atsy
Izany foko izay honena
Dia ahita, ahita fitonena.

(x2)
Ô ry foko lavi-tiana
Ontsa, ontsakontsam-pahoriana
Isan'andro tsy tafandry
Fa mitazana sy miandry
Iza, iza moa no nojirjge mahalala ?
Sao, sao mba tonga ilay miasbbtt malala
Kanjo, kanjo sento foana ihany
No hatretrako hatrany.

De la pièce : "Sitra-po sa adidy" de Rakoto de Monplaisir
Musique de : Andrianary Ratianarivo
Hirain'i Madame Jeanette (teraka Marie-Jeanne; c. 1903–1981) dia mpihira sy mpilalao sarimihetsika malaza, ary mpisava lalana amin'ny teatra sy operetta klasika teto Madagasikara. Nalaza manokana izy tamin'ny fananganana ny Troupe Jeannette tamin'ny taona 1929 izay ivontoerana ara-kolontsaina manan-tantara izay nitazona ny vakoka teatra malagasy sy tononkira.serasera.org ny mozikan'Antananarivo.
Kapila : Polydor 550.201

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 01/07/2026 00:41)
Efa nisy ihany napetrako teto fa betsaka loatra ny fanintsiana mba tiako atao ka nanangana vaovao aho. Misaotra indrindra tompoko.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Madame Jeannette
Vangy : 19
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 01/07/2026 00:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383