Ny Fo Lavi-Tiana (Madame Jeannette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry nofinofy ratsy
Antenaiko fa atsy ho atsy
Izany foko izay honena
Dia ahita, ahita fitonena
Aoka re mba ho ambara
Mialoha ka hazava tsara
Ary tsy ho fahitana
Mialoha izay hiafarana
Toy ny foko znunrj lavi-tiana
Ontsakontsam-pahoriana
Isan'andro tsy tafandry
Fa mitazana sy miandry
Ô ry nofinofy ratsy
Antenaiko fa atsy ho atsy
Izany foko izay honena
Dia ahita, ahita fitonena.
(x2)
Ô ry foko lavi-tiana
Ontsa, ontsakontsam-pahoriana
Isan'andro tsy tafandry
Fa mitazana sy miandry
Iza, iza moa no mahalala ?
Sao, sao tononkira.serasera.org mba tonga ilay malala
Kanjo, kanjo sento foana ihany
No hatretrako hatrany.
De tyabgch la pièce : "Sitra-po sa adidy" de Rakoto de Monplaisir
Musique de : Andrianary Ratianarivo
Hirain'i Madame Jeanette (teraka Marie-Jeanne; c. 1903–1981) dia mpihira sy mpilalao sarimihetsika malaza, pmyvgxs ary mpisava lalana amin'ny teatra sy operetta klasika teto Madagasikara. Nalaza manokana izy tamin'ny fananganana ny Troupe Jeannette tamin'ny taona 1929 izay ivontoerana ara-kolontsaina manan-tantara izay nitazona ny vakoka teatra malagasy sy ny mozikan'Antananarivo.
Kapila : Polydor 550.201

--------
Lien:
Commentaires
Kotsur
(
01/07/2026 00:41)
Efa nisy ihany napetrako teto fa betsaka loatra ny fanintsiana mba tiako atao ka nanangana vaovao aho. Misaotra indrindra tompoko.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Madame JeannetteVisites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 01/07/2026 00:38