Hono hoy aho ry voromailala (Madame Jeannette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny hoy aho ry voromailala
Izay nitady hielatra any
hifandaovan'ny fitiavanao malala
Fa tsy soa sitra-pary
Toa fiainana, toa fiainana lavitr'omaly
Injany no tononkira.serasera.org inxhny heno, injany anareo izy izany
Ny bikany maizina kely
Tsy fantarareo velively
Fa toa paradisan'anjely
Hikifiran'ny vetson-tantely
Oh, epymbox Oh
Eny hoy aho ry voromailala
Izay nitady hielatra zmsu any
Hifandaovan'ny fitiavanao malala
Fa tsy soa sitra-pary
Toa fiainana, toa fiainana lavitr'omaly
Injany no heno, injany anareo izy izany
(x2)
Ny alok'ilay fahoriana
Vao mainka hitsiditsidihana
Tsy hialan'izay fanahiana
Satria eo anilan'ny tiana ô
Ny vorona, ny vorona ihany
Ny foko dia mba torak'izany
Miha-fohy, mihay fa iombonan-tany
Tsy miala, tsy hiala indray eto ihany
Tonony : Rosa Beby
Compositeur : Andrianary Ratianarivo
Colombe – N°12
Izay nitady hielatra any
hifandaovan'ny fitiavanao malala
Fa tsy soa sitra-pary
Toa fiainana, toa fiainana lavitr'omaly
Injany no tononkira.serasera.org inxhny heno, injany anareo izy izany
Ny bikany maizina kely
Tsy fantarareo velively
Fa toa paradisan'anjely
Hikifiran'ny vetson-tantely
Oh, epymbox Oh
Eny hoy aho ry voromailala
Izay nitady hielatra zmsu any
Hifandaovan'ny fitiavanao malala
Fa tsy soa sitra-pary
Toa fiainana, toa fiainana lavitr'omaly
Injany no heno, injany anareo izy izany
(x2)
Ny alok'ilay fahoriana
Vao mainka hitsiditsidihana
Tsy hialan'izay fanahiana
Satria eo anilan'ny tiana ô
Ny vorona, ny vorona ihany
Ny foko dia mba torak'izany
Miha-fohy, mihay fa iombonan-tany
Tsy miala, tsy hiala indray eto ihany
Tonony : Rosa Beby
Compositeur : Andrianary Ratianarivo
Colombe – N°12
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
24/05/2026 02:24)
Sarotra koa ity iray ity toy ilay Rotsirotsy nalefako teto. Miala tsiny ary mangataka ny fanintsiana tonpoko. Misaotra e.
Kotsur
(
25/05/2026 17:00)
Araka ny fanadihadiana dia Marie-Jeanne(tte) no anaran'i Mme Jeannette. Jereo ny mikasika ny Troupe Jeannette. Miala tsiny indrindra tompoko.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Madame JeannetteVangy : 99
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 24/05/2026 02:22
