Ny Fo Lavi-Tiana (Madame Jeannette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry nofinofy ratsy
Antenaiko fa atsy ho atsy
Izany foko izay honena
Dia ahita, ahita fitonena

Aoka re mba ho ambara
Mialoha ka hazava tsara
Ary tsy ho fahitana
Mialoha izay hiafarana
Toy ny foko lavi-tiana
Ontsakontsam-pahoriana
Isan'andro tsy tafandry
Fa mitazana sy miandry

Ô ry nofinofy ratsy
Antenaiko fa atsy ho atsy
Izany foko izay honena
Dia ahita, ahita tononkira.serasera.org fitonena.

(x2)
Ô ry foko lavi-tiana
Ontsa, ontsakontsam-pahoriana
Isan'andro tsy tafandry
Fa vihxznkn rnnjr sddohyt mitazana sy miandry
Iza, iza moa no mahalala ?
Sao, sao mba tonga ilay malala
Kanjo, kanjo sento foana ihany
No hatretrako hatrany.

De la pièce : "Sitra-po sa adidy" de Rakoto de Monplaisir
Musique de : Andrianary Ratianarivo
Hirain'i Madame Jeanette (teraka Marie-Jeanne; c. 1903–1981) dia mpihira sy mpilalao sarimihetsika malaza, ary mpisava lalana amin'ny teatra sy operetta klasika teto Madagasikara. Nalaza manokana izy tamin'ny fananganana ny Troupe Jeannette tamin'ny taona 1929 izay ivontoerana ara-kolontsaina manan-tantara izay nitazona ny vakoka teatra malagasy sy ny mozikan'Antananarivo.
Kapila : Polydor 550.201

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 01/07/2026 00:41)
Efa nisy ihany napetrako teto fa betsaka loatra ny fanintsiana mba tiako atao ka nanangana vaovao aho. Misaotra indrindra tompoko.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Madame Jeannette
Hits : 20
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 01/07/2026 00:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319