Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (Ma Trehina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehova o!
Henoy ny tononkira.serasera.org fivavako
Hatongilano amin’ny fifonako ny sofinao
Valio aho araka ny teninao marina e!
Sy ny fahamarinanao
Ny hadalana taloha izay efa vitako
Sy ireo hagegena maro izay natao
Tsarotsaroako oyni nanapotika ny fiainako
Nampihetry ny fanahiko taminao
Mamelaha ny fahadisoako pxfr Ray o! xebmhd
Hitanao izao fahoriako izao
Aza havelanao hiraviravy tanana aho
Fa rakofy ambany helatrao
Henoy ny tononkira.serasera.org fivavako
Hatongilano amin’ny fifonako ny sofinao
Valio aho araka ny teninao marina e!
Sy ny fahamarinanao
Ny hadalana taloha izay efa vitako
Sy ireo hagegena maro izay natao
Tsarotsaroako oyni nanapotika ny fiainako
Nampihetry ny fanahiko taminao
Mamelaha ny fahadisoako pxfr Ray o! xebmhd
Hitanao izao fahoriako izao
Aza havelanao hiraviravy tanana aho
Fa rakofy ambany helatrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ma TrehinaVangy : 776
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenosou joel
Daty : 21/10/2021 22:53
