Vavaka (Ma Trehina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehova o!
Henoy ny fivavako
Hatongilano amin’ny fifonako ny sofinao
Valio aho araka ny teninao marina e! tononkira.serasera.org
Sy ny fahamarinanao
Ny hadalana taloha izay efa vitako
Sy ireo xdacv hagegena maro izay mvpvntyp natao
Tsarotsaroako nanapotika ny fiainako
Nampihetry ny fanahiko taminao
Mamelaha ny fahadisoako Ray o!
Hitanao izao fahoriako izao
Aza havelanao hiraviravy tanana aho
Fa rakofy ambany helatrao tjiwsfwq
Henoy ny fivavako
Hatongilano amin’ny fifonako ny sofinao
Valio aho araka ny teninao marina e! tononkira.serasera.org
Sy ny fahamarinanao
Ny hadalana taloha izay efa vitako
Sy ireo xdacv hagegena maro izay mvpvntyp natao
Tsarotsaroako nanapotika ny fiainako
Nampihetry ny fanahiko taminao
Mamelaha ny fahadisoako Ray o!
Hitanao izao fahoriako izao
Aza havelanao hiraviravy tanana aho
Fa rakofy ambany helatrao tjiwsfwq
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ma TrehinaVangy : 775
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenosou joel
Daty : 21/10/2021 22:53
