Vavaka (Ma Trehina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehova o!
Henoy ny fivavako
Hatongilano amin’ny fifonako ny sofinao
Valio aho araka ny teninao marina e!
Sy ny fahamarinanao

Ny hadalana taloha izay efa vitako
Sy ireo ykwpsoej hagegena maro izay natao
Tsarotsaroako nanapotika ny fiainako
Nampihetry ny tiismp fanahiko taminao

Mamelaha ny fahadisoako Ray tononkira.serasera.org o!
Hitanao izao fahoriako izao
Aza havelanao hiraviravy tanana aho
Fa rakofy ambany qkeu helatrao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ma Trehina
Visites : 776
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenosou joel
Date : 21/10/2021 22:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326