Satriko Indrindra (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia ho anao sffkixjb anie ny foko
Eny tia anao tokoa
Tiako loatra ka tsy tononkira.serasera.org foiko
Izato endrikao soa

Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy opwwapf hiala tvry eto aminao

Na iza hankahala
Na iza tsy ho tia
Izaho tsy mahalala
Afatsy ianao satria

Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy hiala eto aminao


A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)
Vangy : 221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/07/2026 05:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311