Satriko Indrindra (Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia ho anao anie ny foko
Eny tia anao tokoa
Tiako loatra ka tsy difw foiko
Izato endrikao no soa

Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha sitrakao
Tsy hiala eto aminao

Na iza hankahala
Na bcmtaf iza tsy ho tia
Izaho tsy mahalala
Afatsy tononkira.serasera.org ianao satria

Raha lavitra anao
Misento lava izao
Satriko raha vqte sitrakao
Tsy hiala eto aminao


A/C : Nelson Rasamimanana
Kapila : Discomad – EP 37

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ludger Andrianjaka (Nelson Rasamimanana)
Hits : 22
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 12/07/2026 05:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398