TARANJA HAFA (LOIC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voalohanteniko, fantatro fa ten ratsy ny alkola,
Nefa tsy foiko dia sotroiko,volako no miala.
Rehefa mamo aho dia falifaly, tsarafanahy,mahay mapiomehy.
Migokagoka foana aho. Oay! Oay…
Fantatro ihany koa , mamono ahy ny fifohana sigara.
Tena manimba ny memoira, mampihanahana.
Nefa mahagaga, mbola tamana zwtg aho,fa ilay sigara sarotra ialàna.
Mifokafoka foana aho. Oay! Oay…
Refrain:
Toaka,toaka mitera-doza, c’est pas bon pour la santé
Du lait, du lait indray sotroina amin’izay ianao dongadonga e !
Sora,sora mandany vola c’est pas bien pour les bébés.
Silgôma amin’izay mba tsakoina amin’izay ianao manimanitra e !.
Tsy mahafehy tena aho, ry mpamokatra toaka zavatrahafa indray atao.
Toy ny miompy omby omby vavy be ronono,izany mba atao.
Teneno ihany koa ilay mpamokatra sigara,hiova taranja hamokatra tam-bavy.
Zany izao no itako mahasoasoa sdhbntnt ny mpianakavy.
Ny hafatr’I loïc, safidintsika io, na sigara gxmr na ny toaka.
Fa dia tohizo foana ihany, tsinjovy ny hopitaly sy ny vola izay hivoaka.
Marina fa samy mamely azy daholo, tononkira.serasera.org na ny mafy ady na ny mpanam-bola be.
Raha samy handany vola ve, goûter an-jaza atao be dia be…

--------
Rohy: