Ampidiro aloha ny tenimiafina
MARAINA (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ery
Raha noeo vao manomboka ny andro
Ny maraina taratry ny owbky hazavan’ ilay masoandro
Ny rivotra madio mamelombelon’ aina ny tontolo
Voakolo ny asa tanan’ Andriamanitra
Isaoran’ Izy Ray nomeny tombon’ andro indray anio
Afaka manao oiqvaxjp ny asa anendreny tiany hatao
Fifaliana ho ahy (x2) ny mbola novelominy
Nomeny andro iray hanaovana izay sitraky ny fony
Matetika miseho fahita ihany koa raha vao mifoha
Fahakiviana ny olana efa mila hamaky loha
Izao anefa ireny vokatry ny tsy firaharahina
Tsy finoana tsy fahatokiana an’ Andriamanitra

Afaka manao ny asa anendreny tiany hatao
Fifaliana tononkira.serasera.org ho ahy (x2) ny mbola novelominy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 1846
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 21:47