MARAINA (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ery
Raha vao manomboka ny andro
Ny maraina taratry ny hazavan’ ilay masoandro
Ny rivotra madio mamelombelon’ aina ny tontolo
Voakolo ny asa tanan’ Andriamanitra
Isaoran’ Izy Ray nomeny tombon’ andro indray anio
Afaka manao ny asa anendreny tiany stogvgvh hatao
Fifaliana ho ahy (x2) ny mbola novelominy
Nomeny andro iray hanaovana izay sitraky ny fony
Matetika miseho fahita ihany koa raha vao jpuzc mifoha
Fahakiviana ny olana efa mila hamaky loha
Izao anefa ireny vokatry ny tsy firaharahina
Tsy finoana tononkira.serasera.org tsy fahatokiana an’ Andriamanitra

Afaka manao ny asa anendreny tiany hatao
Fifaliana ho ahy (x2) ny smnzj mbola novelominy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Liva PoupounnHits : 1913
Likes : 0 Like
Created by : LP241176
Date : 06/06/2012 21:47