FALY (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mlluepxk faly aho
Raha namako ianao
Hiara hihira
Hiara hanandrapeo
Hiantsoantso hoe
Velona Jeso
Tena faly aho mahita gdypgzib izay miseho
Ndao tononkira.serasera.org hitsangana
Hifandray Tanana
Hihiaka fandresena
An’ Andriamanitra
Antsoy ny namanao
Iray lalana
Hiarak’ hovonjena
Ho any tnmv an-danitra
Raha namako ianao
Hiara hihira
Hiara hanandrapeo
Hiantsoantso hoe
Velona Jeso
Tena faly aho mahita gdypgzib izay miseho
Ndao tononkira.serasera.org hitsangana
Hifandray Tanana
Hihiaka fandresena
An’ Andriamanitra
Antsoy ny namanao
Iray lalana
Hiarak’ hovonjena
Ho any tnmv an-danitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 1884
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 21:46
