Dada (Liva Andrianavalona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ray natao ho andry
No efa vjsd lasa nodimandry
Tsy azo andrasana
Fa remby voatelin' ny fasana
Tsy mba afa-nisafidy
Avy hatrany dia voadidy
Ka rcwypfo nanjahatra
Kamboty voatendrin' ny lahatra

Dada ô ! toa inona re ny korana
Raha teto ianao
Nitaiza sy mba nihantana?
Iza anefa no hotsiniana
Fa mipetraka mangina
Ka mitonantonana
Ny hoe tsy handray fiononana? jfoddhgd

N'aiza n'aiza misy anao
Ny mba hany azo atao
Dia manondrotra
Ny anara-nomenao voatolotra
Horaiketiko ato anaty
Ho lalaiko mandra-maty tononkira.serasera.org ny fitiavana
Ka mandria am-piadanana !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liva Andrianavalona
Visites : 1100
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : dahfara
Date : 19/03/2024 05:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047