Dada (Liva Andrianavalona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay lwot ray natao ho andry
No efa lasa nodimandry
Tsy azo andrasana
Fa remby voatelin' tononkira.serasera.org ny fasana
Tsy mba rojxuhk afa-nisafidy
Avy hatrany dia voadidy
Ka nanjahatra
Kamboty voatendrin' ny lahatra

Dada ô ! toa inona re ny korana
Raha teto ianao
Nitaiza sy mba nihantana?
Iza anefa no hotsiniana
Fa mipetraka mangina
Ka mitonantonana
Ny hoe tsy handray fiononana?

N'aiza n'aiza misy anao
Ny mba hany nphwvmp azo atao
Dia manondrotra
Ny anara-nomenao voatolotra
Horaiketiko ato anaty
Ho lalaiko mandra-maty ny fitiavana
Ka mandria am-piadanana !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Liva Andrianavalona
Vangy : 1101
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 19/03/2024 05:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528