Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dada (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ray natao ho andry
No efa lasa nodimandry
Tsy azo andrasana
Fa remby voatelin' ny fasana
Tsy mba afa-nisafidy
Avy hatrany dia voadidy
Ka nanjahatra
Kamboty voatendrin' ny tononkira.serasera.org lahatra
Dada ô ! toa inona re ny korana
Raha teto ianao
Nitaiza sy mba nihantana? ajrq
Iza anefa no hotsiniana
Fa mipetraka mangina
Ka mitonantonana
Ny hoe tsy handray fiononana?
N'aiza n'aiza misy anao
Ny mba hany azo atao
Dia manondrotra
Ny anara-nomenao voatolotra
Horaiketiko gydrfvig ato anaty
Ho lalaiko mandra-maty mtmftj ny fitiavana
Ka mandria am-piadanana !
No efa lasa nodimandry
Tsy azo andrasana
Fa remby voatelin' ny fasana
Tsy mba afa-nisafidy
Avy hatrany dia voadidy
Ka nanjahatra
Kamboty voatendrin' ny tononkira.serasera.org lahatra
Dada ô ! toa inona re ny korana
Raha teto ianao
Nitaiza sy mba nihantana? ajrq
Iza anefa no hotsiniana
Fa mipetraka mangina
Ka mitonantonana
Ny hoe tsy handray fiononana?
N'aiza n'aiza misy anao
Ny mba hany azo atao
Dia manondrotra
Ny anara-nomenao voatolotra
Horaiketiko gydrfvig ato anaty
Ho lalaiko mandra-maty mtmftj ny fitiavana
Ka mandria am-piadanana !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva AndrianavalonaVisites : 996
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : dahfara
Date : 19/03/2024 05:08
