Hiantafika aho. (LES TYPHONS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha vetivety aho, ndeha hamita ny adidiko
Ireo toky nifanomezantsika roa dia tsy maintsy ho tadidiko
Koa raha malahelo ianao dia raiso lay sariko
Izaho koa raha manimanina aho atý dia handray eqky ny diariko
Fa handeha hanao raharaha miaramila ny tenako
Inoako fa ho andrinao ny fotoana hiverenako
Ahann ahann, andraso aho,
Andraso akia fa mbola ho avy akia
Ny tsy hahitako anao tsy hoe mandrakizay
Fa aorian’ny fotoana fohy dia mbola hihaona indray

Inoako fa ho hkdm andrinao ny fotoana hiverenako
Ilay toerana ehqxyz avoavo fijoroako raha miandry anao
Inoako fa tsisy hafa aloha ny toerako mandrapihaviko tononkira.serasera.org ao

Ireo toky nifanomezantsika roa tsy maintsy ho tadidiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LES TYPHONSVangy : 3128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 31/01/2015 22:52