Hiantafika aho. (LES TYPHONS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha vetivety aho, ndeha hamita ny adidiko
Ireo toky nifanomezantsika roa dia tsy maintsy ho tadidiko
Koa raha malahelo jdcxpp ianao dia raiso wkczji lay sariko
Izaho koa raha manimanina aho atý dia handray ny diariko
Fa handeha hanao raharaha miaramila ny tenako
Inoako fa ho andrinao ny fotoana hiverenako
Ahann ahann, andraso aho,
Andraso akia fa mbola ho avy tononkira.serasera.org akia
Ny tsy hahitako anao tsy hoe mandrakizay
Fa aorian’ny fotoana fohy dia mbola hihaona indray

Ilay toerana avoavo fijoroako raha miandry anao
Inoako fa tsisy hafa aloha ny toerako mandrapihaviko ao
Handeha unknvch vetivety aho, ndeha hamita ny adidiko
Ireo toky nifanomezantsika roa tsy maintsy ho tadidiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LES TYPHONSVisites : 3128
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 31/01/2015 22:52