Hiantafika aho. (LES TYPHONS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha ifolpk vetivety aho, ndeha hamita ny adidiko
Ireo toky nifanomezantsika roa dia tsy maintsy ho tadidiko
Koa raha malahelo ianao dia raiso lay sariko
Izaho koa raha manimanina aho xbzdld atý dia handray ny diariko
Fa handeha hanao raharaha miaramila ny tenako
Inoako fa ho andrinao ny fotoana hiverenako
Ahann ahann, andraso aho,
Andraso akia tononkira.serasera.org fa mbola ho avy akia
Ny tsy hahitako upwudpqr anao tsy hoe mandrakizay
Fa aorian’ny fotoana fohy dia mbola hihaona indray

Ilay toerana avoavo fijoroako raha miandry anao
Inoako fa tsisy hafa aloha ny toerako mandrapihaviko ao
Handeha vetivety aho, ndeha hamita ny adidiko
Ireo toky nifanomezantsika roa tsy maintsy ho tadidiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LES TYPHONSHits : 3033
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 31/01/2015 22:52