TAMIN 'INY LALANA INY (LES TYPHONS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hono ho’aho
tamin’ tononkira.serasera.org iny làlana iny teny an-tanan’olon-kafa ianao no tazako
saika hiantso aho ,hanonona ny anaranao ny vavako
nefa tampoka ,ny molotro hisokatra noferako
ka nijanona aho, navadika impito aloha ny lelako
(in -2)
2- fa raha rpcbh iny aho no avy dia nanantona eo anilanao
nanao ahoana moa no tokotokony ho fihetsikao
fa raha iny moa no natsofoko @ tananao ny tanako
satria ianao efa nanaiky ny hiara-dalana amiko
(in 2)
malalako taloha no ilazako anao
ho namako indray ianao manomboka izao anio omud izao
malalako taloha no ilazàko anao
ho namako indray ianao kdhrb manomboka izao anio izao
hono ho’aho
t@ iny làlana iny .....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LES TYPHONSVangy : 4927
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 21/06/2006 11:21