Kila sady may (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahita ianao
Endrika iray
Tena sitrakao
Ho mandrakizay
Dia nitia ianao
Kila sady may
Nefa tononkira.serasera.org izao ianao
Toa mangaihay
Nitomany ianao
Endrika iray
Lasa sy nandao
Niova lasy indray
Tsisy azo atao
Kila sady may
Ny bjgqwl fitiavanao
May mandrakizay
Kila sady may
Ianao vlgrfoac gvugb
Endrika iray
Tena sitrakao
Ho mandrakizay
Dia nitia ianao
Kila sady may
Nefa tononkira.serasera.org izao ianao
Toa mangaihay
Nitomany ianao
Endrika iray
Lasa sy nandao
Niova lasy indray
Tsisy azo atao
Kila sady may
Ny bjgqwl fitiavanao
May mandrakizay
Kila sady may
Ianao vlgrfoac gvugb
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 3945
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2015 14:34
