Iangaviako (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chanteuse : Lalao Rabeson
Iangaviako
Iangaviako re ianao
Raha handalo any ihany
Hitondra izao vsvzmim teny izao
Ho hafatro ankany
Manina an-davitr’any
Hono hoe ilay tianao
Ianao izay omba any
Iangaviako re ianao
Iangaviako re ianao
Na tsy ho any aza
Mba hivily kely ao
Hirahiko hilaza
Miherikeri-dreny
Toa voron-tapak’elatra any
Na tsy ho làlanao aza ny tononkira.serasera.org eny
Iangaviako ianao mba ho any
Fa manina mihintsy re
Raha sendra andro hariva
K’eo no miventso hoe
Ny fodiana efa madiva
Hody e ! nsmhlpue Mbola hody foana
Hody e ! Tsy ho ela uldirsy dia hiaona
Auteur-compositeur : Doda Toarano Raselinary
Musiciens : Contre-basse : Gérard Rakotoarivony
Piano : Hobimanitra Razafiherimisa
Iangaviako
Iangaviako re ianao
Raha handalo any ihany
Hitondra izao vsvzmim teny izao
Ho hafatro ankany
Manina an-davitr’any
Hono hoe ilay tianao
Ianao izay omba any
Iangaviako re ianao
Iangaviako re ianao
Na tsy ho any aza
Mba hivily kely ao
Hirahiko hilaza
Miherikeri-dreny
Toa voron-tapak’elatra any
Na tsy ho làlanao aza ny tononkira.serasera.org eny
Iangaviako ianao mba ho any
Fa manina mihintsy re
Raha sendra andro hariva
K’eo no miventso hoe
Ny fodiana efa madiva
Hody e ! nsmhlpue Mbola hody foana
Hody e ! Tsy ho ela uldirsy dia hiaona
Auteur-compositeur : Doda Toarano Raselinary
Musiciens : Contre-basse : Gérard Rakotoarivony
Piano : Hobimanitra Razafiherimisa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 6922
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 03/06/2010 20:06
