Eo anatrehanao ry Ray (3 ème Album) (KTKB (Edena vaovao Morondava))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ny andro maro sy ny volana aman-taona,
Izay nifandimbindimby zary exdszaup loha taona,
Ka fahatsiarovana no sisa ka ankalaza,
Ny dajdzkr andro iray tsy tota fa tena vaovao,
REF : Fa mpamonjy no teraka ho anareo,
Ho anareo anio,
Ao an-tanany, tananan’i Davida,
Fa mpamonjy no teraka ho anareo,
Ho anareo anio,
Dia Kristy Tompo, (x2)
2 - ‘Lay teny tonga nofo no tanterak’izao,
Voasoratr’ireo mpaminany maro ho anao,
Na maro ireo fjnwfsma nifofo sy nanenjika tokoa,
Niaro hatrany hatrany anefa ilay Tsitoha,
3 - Ankehitriny dia misaotra anao ry Ray ô !
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao,
tononkira.serasera.org Ny nanoloranao ‘lay zaza mora fo ho anay,
‘Lay Manoela tokanao, ‘lay mandrakizay,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTKB (Edena vaovao Morondava)Vangy : 1276
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : TSIOHARY Sambiheviny Maximin
Daty : 08/05/2021 10:07