Aranganay (3 ème Album) (KTKB (Edena vaovao Morondava))

Aranganay agnabo gnagnaranao,
Jesosy Tompo, ampandomba,
Aranganay agnabo gnagnaranao,
Jesosy Tompo, ampandomba,
Ndra la hisy hagnaboka,
Ie tsy atakaloko ambiasa,
Ndra ho maro gny halay anay,
Jesosy avao gnanay ro tavandray,

1 - Velognay variake soa,
     Fa nafahiny iaby kila raty e !
     La nasolony azy gnaveloma,
     Mampanitranitra fo,

Gny fandrengegnanao ro hajainay,
Jesosy Tompo, ampandoTsiky dia ampymba,
Gny fandrengegnanao ro hajainay,
Jesosy Tompo, ampandomba,
Ndra la hisy hagnaboka,
Ie tsy atakaloko ambiasa,
Ndra ho maro gny halay anay,
Jesosy avao gnanay ro tavandray,

2 - Velognay variake soa,
     Fotony e ! Nampanantena koa,
     Lova ho vantagnin’ny mino azy e !
     Gny fiaigna an-dagnitsy e !

Ndra la hisy hagnaboka,
Ie  tsy atakaloko ambiasa,
Ndra ho maro gny halay anay,
Jesosy avao gnanay ro tavandray,

Mpihira : KTKB (Edena vaovao Morondava)
Mpamaky : 97
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : TSIOHARY Sambiheviny Maximin
Tamin'ny : 08/05/2021 08:07:26
ID : 13454

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo