He hôsana (3 ème Album) (KTKB (Edena vaovao Morondava))

REF : He hôsana ! Isaorana ny Tompo,
         Ka hobio ! Derao ny Tompo,
         Fa mpamonjy tsy mandao,
        Amin’ny loza ‘zay nihatra aminao,
        Amen !

1 - ô ! Ry sakaiza mba fantononkira.serasera.orgtatrao ve ?
Fa Jesosy no tena rehare,
Araho izy fa toky tsy mandao,
Ka mitsiky no hiraina toy izao,

2 - ô ! Mba hevero ny fijaliany,
Nohomboina sy nofantsihana,
Hamonjy anao no zavatra iriny,
Mba hanala ny hota lovanao,

Mpihira : KTKB (Edena vaovao Morondava)
Mpamaky : 170
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : TSIOHARY Sambiheviny Maximin
Tamin'ny : 08/05/2021 08:07:29
ID : 13457

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo