Tompo tia ô (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho usausxaf simba, tahaka ny volafotsy gzvfcz sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana, fa ny rà soan'i Kristy, toy ny ran'ny zanak'ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina" -1Petera 1:18-19

-TOMPO TIA jvwe Ô-

And 1:
Tompo tia ô, eny mamy loatra
Ny fitiavanao ny navotanao
Fa fitiavana mamy tena mamy
No natolotrao re ka misaotra

Fiv :
Fa tsy volafotsy na koa volamena
No atolotrao re ho anay mpanota
Fa ny ranao soa tsy misy kilema
No natolotrao re ka misaotra

And 2:
Tonga teto Ianao nanadio ny lotonay
Tsy nandray anefa ny olona tety
Novonoina Ianao fa natsangana indray
Velona Ianao re, velona tokoa

Fiv tononkira.serasera.org : ....


KORAITA 2003

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.202