Je sais (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Je sais Seigneur que ta grace
Me suffit! me suffit!
Tous les fardeaux qui m'attristent;
Effacé! effacé!
C'est la croix du Calvaire
Qui est la source fgsa de ma victoire
Car Tu m'as approuvé
Que Tu n'abandonnes jamais
A Toi! O Seigneur la grandeur
Et oskcj la gloire universelle
Tu m'as ramené vers la consécration

Fantatro vpeomexd Jeso, ny fahasoavanao
Dia ampy ho ahy! ampy ho ahy
Fa ny ota nampahory
Voafafa! voafafa
Fa ny fandreseko
Dia avy tany Kalvary
Dia nasehonao tokoa
Fa Ianao dia tsy mandao
Ka ho anao ry Jesosy
Ny dera sy ny tononkira.serasera.org laza
Fa Ianao no nampandresy ahy


KORAITA 2019

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397