Inona re no havaliko (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Inona re ltlubaw no havaliko
Anao ry Tompo ô
Tena kanto loatra
Ilay fitia natolotrao
Ilay lahy tokana
Nafoinao mba homena
Mariky ny famitram-pihavanana

Fiv:
Indro havaoziko eto lnjwloze anio
Ilay dina izay efa natao
Aoka ho fahateram-baovao (ho ahy)
Ny fahatongavanao Jesoa

And 2:
Inona re no havaliko
Anao otnxbic ry Mpamonjy tia
Fantatro fa tonga
Mba ho ahy Ianao
Moa sahiko tononkira.serasera.org ve ny handà
Raha manatona ahy Ianao
Ity ny foko itoero ho lapanao


Koraita 2021

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417