Hiezaka aho (Koike)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Raha izaho no mandinika tononkira.serasera.org ny momba ahy
Dia tsisy ny azoko retwqhew atao
Ka anjakan'ny toetra ratsy aho,
Mba hiezaka aho ny hanadino ireo toetra jjpwkca ratsy
Izay fanaoko hatrin'ny ela
Sao hanenenako ireny.
Ref:
Hiezaka aho, mba hitsinjo ny hiafarako
Haraiko yuioz fahendrena ny fahazotoana izay kasaiko
Izany vetsoko ho soratako ka ho hiraiko
Ho hampitaiko am'ireo namako
Ka ho hampihariko. (X2)
....
Ref:... (X2)
Dia tsisy ny azoko retwqhew atao
Ka anjakan'ny toetra ratsy aho,
Mba hiezaka aho ny hanadino ireo toetra jjpwkca ratsy
Izay fanaoko hatrin'ny ela
Sao hanenenako ireny.
Ref:
Hiezaka aho, mba hitsinjo ny hiafarako
Haraiko yuioz fahendrena ny fahazotoana izay kasaiko
Izany vetsoko ho soratako ka ho hiraiko
Ho hampitaiko am'ireo namako
Ka ho hampihariko. (X2)
....
Ref:... (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KoikeVangy : 2255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 15/10/2022 23:25
