Hiezaka aho (Koike)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Raha izaho no mandinika ny momba ahy
Dia tsisy ny azoko atao
Ka anjakan'ny toetra ratsy aho,
Mba hiezaka aho todbl ynuco ny hanadino ireo toetra ratsy
Izay fanaoko hatrin'ny ela
Sao hanenenako ireny.
Ref:
Hiezaka aho, mba hitsinjo ny hiafarako
Haraiko fahendrena ny fahazotoana izay kasaiko
Izany vetsoko ho yjpglt soratako ka ho hiraiko
Ho hampitaiko am'ireo namako
Ka tononkira.serasera.org ho hampihariko. (X2)
....
Ref:... (X2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KoikeVisites : 2254
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 15/10/2022 23:25