Hiezaka aho (Koike)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Raha izaho iezrzdwg no mandinika ny momba ahy
Dia tsisy ny azoko atao
Ka anjakan'ny toetra ratsy aho,
Mba hiezaka aho ny hanadino ireo toetra ratsy
Izay fanaoko hatrin'ny ela
Sao tononkira.serasera.org mvnq hanenenako ireny.
Ref:
Hiezaka aho, mba hitsinjo ny hiafarako
Haraiko fahendrena ny fahazotoana izay kasaiko
Izany vetsoko ho soratako urrtyj ka ho hiraiko
Ho hampitaiko am'ireo namako
Ka ho hampihariko. (X2)
....
Ref:... (X2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KoikeHits : 2102
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 15/10/2022 23:25