MINO IAY (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino iay , mino e! Zagnahary (×4)
Mino , mino , mino iay

1- Taloha mbola tsisy izao tontolo izao
    Mihevaheva ro Andriamanitra
   Nagnanao gne lagnitra sy ny tany tamin'ny e vavany
   Moa mino an'izany maro anareo?
   Mino , mino , mino iay

2- Moa mino an'i Jesoa terak'i Maria
   Izay nijaly novonoina
   Fa nitsangana tamin'ny maty
  Ary niakatra an-dagnitra
  Moa mino an'izany maro anareo?
Mino, mino , mino iay

3- Gny fanahy masigny sy ny Eglizy
   Katolika , apostolika
   Gny batemy magnala gne fahotana sy ny fitsarana
   Ary gne fianana mandrakizay
  Mino, mino , mino iay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Gyno
Daty : 22/09/2024 14:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739