Atolory (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Atolory
Ny tenanareo
Ho sorona velona, voatokana
Ho an'Andriamanitra, ho mkfe ankasitrahany
Réf tznvwhz : Fa izany (fa izany)
No fanompoana (mpivavahana)
tononkira.serasera.org Tokony ataonareo
Fa izany no fanompoam-pivavahana
tokony ataonareo
2- Tompoy, ny namanareo
Mihoatra ny tenanareo
Araka ny finoana sy fahendrena,
nomen'izy Tompo Andriamanitra
3- Mankahalà ny zgruto ratsy ianareo
Fikiro ny tsara
Ny tenanareo
Ho sorona velona, voatokana
Ho an'Andriamanitra, ho mkfe ankasitrahany
Réf tznvwhz : Fa izany (fa izany)
No fanompoana (mpivavahana)
tononkira.serasera.org Tokony ataonareo
Fa izany no fanompoam-pivavahana
tokony ataonareo
2- Tompoy, ny namanareo
Mihoatra ny tenanareo
Araka ny finoana sy fahendrena,
nomen'izy Tompo Andriamanitra
3- Mankahalà ny zgruto ratsy ianareo
Fikiro ny tsara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)Vangy : 480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Gyno
Daty : 20/09/2024 09:23
