TOMPO O MAMINDRA FO AMINAY (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Milomano anatin'ny fahotana izahay ry Tompo ô
Ka maniasia lavitra anao izahay olombelona
Réf fyjensg : Tompo ô (kristy ô) mamindrà fo aminay
Tompo ô qsjay (kristy ô) mamindrà fo
2- Miraparapa ao anatin'ny haizina izahay ry Kristy ô
Tsy mahita ny ambany maso idfht fa sodokan'ny fiainana
3- Nanilikilika anao hatrany izahay ry Tompo ô
Tsy nihevitra hoe fa misy ny fanahinao ka nanao ny tsy mendrika tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)Hits : 577
Likes : 0 Like
Created by : Gyno
Date : 22/09/2024 14:44