MINO IAY (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino iay , mino e! Zagnahary (×4)
Mino , mino , mino iay

1- Taloha mbola tsisy izao tontolo izao
tononkira.serasera.org    Mihevaheva ro Andriamanitra
  mbbzkfaz  Nagnanao gne lagnitra sy ny tany tamin'ny e vavany
   Moa mino an'izany maro anareo?
   Mino , lhtzob mino , mino iay

2- Moa mino an'i Jesoa terak'i Maria
   Izay nijaly novonoina
   Fa nitsangana tamin'ny maty
  Ary niakatra an-dagnitra
  Moa mino an'izany maro anareo?
Mino, mino , mino iay

3- Gny fanahy masigny sy ny Eglizy gsmmmj
   Katolika , apostolika
   Gny batemy magnala gne fahotana sy ny fitsarana
   Ary gne fianana mandrakizay
  Mino, mino , mino iay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)
Hits : 383
Likes : 0 Like
Created by : Gyno
Date : 22/09/2024 14:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0672