AMPIO AHO (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Very fanahy Mbola velona Aho
Fa nataoko izo rehetra izao
Nafa toa tsy mety, tsy nahitako vokany
Nihamafy andro aman'alina koa izato onjny
Koa very aho , very aho , eny very aho
Miantsoantso vonjy isan'andro
Toa fijaliana lalandava khibf
Raha vao miposaka indray ny masoandro
Mahatsiaro tena very aho
Latsa-tokana an-tany lavitra, ka manirery
Eny manirery, eny manirery
Réf : Ampio aho Tompo ô! Ô!
herezo izatp foko
Fa mafy mila tsy zaka ity fiainana ity
Ka mila anao hanarina izato dia e! e!
Mila anao hatraiza hatraiza
Sy mitady anao koa indraindray
Nefa inona no mitranga
Toa fahotana tononkira.serasera.org foana iainanay
Ka raha mba azo mxyygyth atao re arovy ny dianay
ifyraeie Nosedraina avokoa na ny fijaliana na fahoriana izao
Ankaso rehetra eto an-tany
Vitsiana vao mba misy fotoana tena hifaliana
Fa ny isan'andro dia alahelo sy tomany (×2)
Kivy aho Tompo , kivy aho mila hery
Tsy hitako izay asiako fiainako
Indraindray dia lasa saina miteny irery
Satria ny fijaliana dia mila
Tsy ho zakan'ity saiko ity
Fa nataoko izo rehetra izao
Nafa toa tsy mety, tsy nahitako vokany
Nihamafy andro aman'alina koa izato onjny
Koa very aho , very aho , eny very aho
Miantsoantso vonjy isan'andro
Toa fijaliana lalandava khibf
Raha vao miposaka indray ny masoandro
Mahatsiaro tena very aho
Latsa-tokana an-tany lavitra, ka manirery
Eny manirery, eny manirery
Réf : Ampio aho Tompo ô! Ô!
herezo izatp foko
Fa mafy mila tsy zaka ity fiainana ity
Ka mila anao hanarina izato dia e! e!
Mila anao hatraiza hatraiza
Sy mitady anao koa indraindray
Nefa inona no mitranga
Toa fahotana tononkira.serasera.org foana iainanay
Ka raha mba azo mxyygyth atao re arovy ny dianay
ifyraeie Nosedraina avokoa na ny fijaliana na fahoriana izao
Ankaso rehetra eto an-tany
Vitsiana vao mba misy fotoana tena hifaliana
Fa ny isan'andro dia alahelo sy tomany (×2)
Kivy aho Tompo , kivy aho mila hery
Tsy hitako izay asiako fiainako
Indraindray dia lasa saina miteny irery
Satria ny fijaliana dia mila
Tsy ho zakan'ity saiko ity
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)Vangy : 553
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Gyno
Daty : 22/09/2024 14:21
