AMPIO AHO (Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Very fanahy Mbola velona AhoFa nataoko izo rehetra izao
Nafa toa tsy mety, tsy nahitako vokany
Nihamafy andro aman'alina koa izato onjny
Koa very aho , very aho , eny very aho
Miantsoantso vonjy isan'andro
Toa fijaliana lalandava
Raha vao miposaka indray ny masoandro
Mahatsiaro tena very aho
Latsa-tokana an-tany lavitra, ka manirery
Eny manirery, eny manirery
Réf : Ampio aho Tompo ô! Ô!
herezo izatp foko
Fa mafy mila tsy zaka ity fiainana ity
Ka mila anao hanarina izato dia e! e!
Mila anao hatraiza hatraiza
Sy mitady anao koa indraindray
Nefa inona no mitranga
Toa fahotana foana iainanay
Ka raha mba azo atao re arovy ny dianay
Nosedraina avokoa na ny fijaliana na fahoriana izao
Ankaso rehetra eto an-tany
Vitsiana vao mba misy fotoana tena hifaliana
Fa ny isan'andro dia alahelo sy tomany (×2)
Kivy aho Tompo , kivy aho mila hery
Tsy hitako izay asiako fiainako
Indraindray dia lasa saina miteny irery
Satria ny fijaliana dia mila
Tsy ho zakan'ity saiko ity
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kintan'i Jesoa (Tsararano Mahajanga)Visites : 99
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Gyno
Date : 22/09/2024 14:21