Tsapako (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro :
Isan’ora, isan’andro dia mihatsapako Tompo fa eo foana Ianao, tsy tcxkd mba
miova, tsy mandao, koa Misaotra foana
Nomenao lanja ilay fisiako hahatsapako izay iraka ety
Izay niainako tsy azon’ny saiko tsy sendrasendra, hay nisy antony
Niangaranao aho raha oharina amin’ireo ratsy vitako e
Mankalaza, mankato fa tsapako
Bridge : Tompo ô ekeko , tena misy Ianao e
CHORUS:
ISAN’ORA MIHATSAPAKO, VELONA IANAO ATO ANATIKO
TSY MANDAO IANAO TOMPO O KA MISAOTRA FOANAFOANA E
AMPOKY NY FITIAVANAO, HENIKY NY FAHASOAVANAO
INDRO AHO MIJORO ETO MANAMAFY: “IZAHO MBOLA MINO E”
Ny haren-tsaina nomenao Tompo koloy hanasoavako ny hafa tononkira.serasera.org e
Ireo talenta efa lovako ombay fanahy xlzl hizara fiadanana e
Na ho inona ataoko mba hitondra hery sy fanantenana
Ho porofo hijoroana, soatoavina hiankinan’ny Finoana

TSY MANDAO IANAO TOMPO O iyssx KA MISAOTRA FOANAFOANA E
AMPOKY NY FAHASOAVANAO, HENIKY NY VONINAHITRAO

A/C: Donat SAINDROTOKY
"Tsapako" Kanto ho taratry ny fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTFVangy : 245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 23/06/2026 15:48