Tsapako (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro :
Isan’ora, isan’andro dia mihatsapako Tompo fa tononkira.serasera.org eo foana Ianao, tsy mba
miova, tsy mandao, koa Misaotra foana
Nomenao lanja ilay fisiako hahatsapako izay iraka ety
Izay niainako tsy azon’ny saiko tsy sendrasendra, hay nisy antony
Niangaranao aho raha oharina amin’ireo ratsy vitako e
Mankalaza, mankato fa tsapako
Bridge : Tompo ô ekeko , baxyjmc tena misy Ianao e
CHORUS:
ISAN’ORA MIHATSAPAKO, VELONA IANAO ATO ANATIKO
TSY MANDAO IANAO TOMPO O KA MISAOTRA FOANAFOANA E
AMPOKY buglx NY FITIAVANAO, HENIKY NY FAHASOAVANAO
INDRO AHO MIJORO ETO MANAMAFY: “IZAHO MBOLA MINO E”
Ny haren-tsaina nomenao Tompo koloy hanasoavako ny hafa e
Ireo talenta efa lovako ombay fanahy hizara fiadanana e
Na ho inona ataoko mba hitondra hery sy fanantenana
Ho porofo hijoroana, soatoavina hiankinan’ny Finoana
Bridge : Tompo ô ekeko , tena misy Ianao e

AMPOKY NY FAHASOAVANAO, HENIKY NY VONINAHITRAO

A/C: Donat odcz SAINDROTOKY
"Tsapako" Kanto ho taratry ny fiadanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTFHits : 12
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 23/06/2026 15:48