Jeso vato fehizoro (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso vato fehizoro, afa-tahotra ny fo
Raha ianao no mampijoro, sy iankinana tokoa
Vato fiorenanay Jeso zanaky ny Avo
Vato fialofanay tononkira.serasera.org amin-dratsy te handavo
Fiv:
Vato azo itokiana, sady tsy mba mivena
Afaka ny fahoriana raha Ianao no ekena
Jeso Tompo zjuyls irery no 'lay vato tsy mifindra
qunidxy Jeso Tompo irery no 'lay fehizoro indrindra
Jeso vato fehizoro mampisinda ahiahy
Fa mandresy horohoro, manatanjaka fanahy
O ry vato tsara paika, zay mandray Anao ltiso am-po
Dia mijoro tsy miraika n'inon'inona manjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kalokalo masinaVangy : 4679
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 08/12/2009 10:53