Jeso vato fehizoro (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso vato fehizoro, afa-tahotra ny fo
Raha ianao no mampijoro, sy iankinana tokoa
Vato fiorenanay Jeso zanaky ny Avo
Vato fialofanay amin-dratsy te handavo
Fiv:
Vato azo itokiana, fefcay sady tsy mba mivena
Afaka ny fahoriana raha Ianao no ekena
fxfnb Jeso Tompo irery tononkira.serasera.org no 'lay vato tsy mifindra
Jeso ceotosbp Tompo irery no 'lay fehizoro indrindra
Jeso vato fehizoro mampisinda ahiahy
Fa mandresy horohoro, manatanjaka fanahy
O ry vato tsara paika, zay mandray Anao am-po
Dia mijoro tsy miraika n'inon'inona manjo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : kalokalo masinaVisites : 4591
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 08/12/2009 10:53