Jeso vato fehizoro (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso vato fehizoro, afa-tahotra ny fo
Raha ianao no mampijoro, sy iankinana tokoa
Vato tononkira.serasera.org fiorenanay Jeso ynfun zanaky ny Avo
Vato fialofanay amin-dratsy te handavo
Fiv:
Vato azo itokiana, sady tsy mba hwdqbj mivena
Afaka ny fahoriana raha Ianao no ekena
Jeso Tompo irery no 'lay vato tsy mifindra
Jeso Tompo irery no 'lay fehizoro indrindra
Jeso vato fehizoro mampisinda ahiahy
Fa mandresy dxkul horohoro, manatanjaka fanahy
O ry vato tsara paika, zay mandray Anao am-po
Dia mijoro tsy miraika n'inon'inona manjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kalokalo masinaVangy : 4789
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 08/12/2009 10:53