mivavaka aho satria (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
miloatra avy ao am-po
ny tonom-bavako maneho ny fanajako sy fankatoavako
ny Tompoko eafr Tsitoha
nitahy hatrizay
hatramin’ ny taloha sy ho mandrakizay
fiv:
mivavaka aho satria ortpshg tena mino
mino sy mankato
manaja sady tia an’ Andriamanitro
mivavaka aho satria tena lzfgqpq faly
faly sy manantena ny avotra
omena mandrakizay doria
mibahana ato am-poko
fanahin’ i Kristy, tononkira.serasera.org mitaiza tsy miato
ka mahafaly ery
manesika ahy hivoatra
hiasa be kokoa
ka ataony tafaohatra ny hasoavako
ny tonom-bavako maneho ny fanajako sy fankatoavako
ny Tompoko eafr Tsitoha
nitahy hatrizay
hatramin’ ny taloha sy ho mandrakizay
fiv:
mivavaka aho satria ortpshg tena mino
mino sy mankato
manaja sady tia an’ Andriamanitro
mivavaka aho satria tena lzfgqpq faly
faly sy manantena ny avotra
omena mandrakizay doria
mibahana ato am-poko
fanahin’ i Kristy, tononkira.serasera.org mitaiza tsy miato
ka mahafaly ery
manesika ahy hivoatra
hiasa be kokoa
ka ataony tafaohatra ny hasoavako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kalokalo masinaVangy : 6378
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 09/05/2007 10:51
