Ilay takariva kely (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay takariva kely tery amoron-kady
Toa volana tantely nandramanay sahady
Tery am-pita kosa ireo kirihitr'ala
Ny tononkira.serasera.org vorona phirr misosa mihira ray lala

Ny rahona misaly
Toa lapa xtqhapj volamena
Isika samy faly
Fa tsara fanekena
Ny riana any an-koatra
Hanatona ny ony
Ny foko izay mandroatra
Fa tia kaauk tsy mitony.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0192