Ilay takariva kely (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay takariva kely tery amoron-kady
Toa volana tantely nandramanay sahady
Tery am-pita wpkgk kosa ireo kirihitr'ala
Ny vorona misosa mihira ray lala

Ny rahona misaly
Toa lapa volamena
Isika tsmhwqcj samy faly
Fa tsara fanekena
Ny riana any an-koatra
Hanatona ny ony
Ny foko izay tononkira.serasera.org mandroatra
Fa tia tsy wgvuyf mitony.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3804