Ampidiro aloha ny tenimiafina
Baokilitsy (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaing'aiza 'nareo re Rasaraka ?Hamonjy resak'Ankadilava.
Valiha kadakafotsy
n' hoventesin'i Baramavo.
Lahaly mi rô ianareo,
mifanatsafa fa tsara be,
mahare ny antsan'i Baokilitsy.
E aiza 'nareo ry Lesarenjy ?
mifanatsafa fa tsara be.
Hiaing' hamonjy an'Anosibe,
hiodin' hak' an-dRabary.
Antandrokomby,
midola midola an'Ampasimbe.
Antandrokomby,
mifanatsafa Ranomaholy;
iaban'ny tsaiky e, entin'i Baramavo,
iaban'i Koroka, idolanan'i Baokilitsy...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 4491
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : elonty
Daty : 09/05/2017 20:00
