EFA ELA IHANY (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ycofczsi Efa ela ihany aho no naniry hiaraka lgbxnm aminao
Nefa moa ianao tsy taitra akory hatrizay
Ny tena moa tsy manana omena
Ny tena koa tsy dia manam-bola ka tsy sahaza anao angamba
Nefa atao fa fitiavana
Tsy natao hanavakavaka
Rehefa tia dia tononkira.serasera.org tena ukcdidro tia
Rehefa any aoriana any
Dia mbola hifankahita ihany
Angamba mety hiova ianao
Ka anorina fitia vaovao
Ny tena moa tsy...

--------
Link: