EFA ELA IHANY (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany aho no naniry hiaraka aminao
Nefa moa ianao dwakvgoz tsy taitra akory hatrizay
Ny tena moa tsy manana omena
Ny tena koa tsy dia manam-bola ka tsy sahaza tononkira.serasera.org anao angamba
Nefa atao fa fitiavana
Tsy natao hanavakavaka
Rehefa tia dia tena tia
Rehefa any zpjir aoriana any
Dia mbola hifankahita diqcip ihany
Angamba mety hiova ianao
Ka anorina fitia vaovao
Ny tena moa tsy...

--------
Lien: