Identité (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Hosana HosanaHo an ‘Andriamanitra mahagaga
Mpamonjy izy e
Toa azy ny identité ako e
Raha jereko ny eo aloha
Itako Jesoa mandresy
Raha jereko ny eo afara
Itako satana resy
Raha ny manodididna ahy
Izaho manoatra ny mpandresy
Jesosy no identité ako e
Tsy oriory ny fitahiana
Fa anjakan ‘ny fifaliana
Izay lazaiko tsy maintsy misy
Toy ny tamin’ny andron’ny genesisy
Réf: Hosana Hosana
Ho an ‘Andriamanitra mahagaga
Mpamonjy izy e
Toa azy ny identité ako e
Raha jereko ny eo aloha
Itako Jesoa mahagaga
Raha jereko ny eo afara
I satana vaky vava
Na ny manodidina ahy
Tena vaky vava mihintsy
Hafahafa ny natiorako e
Jesosy no ato anatiko
Zanak’Andriamanitro
Izay lazaiko tsy maintsy misy
Toy ny tamin’ny andron’ny genesisy
Ooh ooh ooh
Ooh ooh ooh
Réf:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 19013
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : fanomezatoky
Daty : 04/10/2015 23:56