Ianao no efa tia ahy taloha (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izaho ilay namaky trano
Raha ny blvj lasako dia toy ny ichsft angano
Efa nandeha teny antsena
Toa mpivarotena aho,
Moa tia ahy va Ianao
dia toy ilay vehivavy njanga
Ilay satana koa mijoro hiampanga
Hitora-bato ahy ireo, ireo mpanora-dalana
Hitora-bato ahy va Ianao
Ankehitriny anefa fantatro
Ianao no efa tia ahy taloha
Jesosy o, ianao koa tsy nanameloka ahy
Na firy aza ny ota efa vitako
Navelanao ny heloko
Jesosy o, Ianao ilay niady ny yknm adiko
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hametrahako ny tononkira.serasera.org fiainako
Velona ny mpanavotra ahy
Ianao ilay misosolo vava ahy
Rehefa nandray ny famonjena
Vita fanekena
Dia zay vao azo ekena
Raha ny blvj lasako dia toy ny ichsft angano
Efa nandeha teny antsena
Toa mpivarotena aho,
Moa tia ahy va Ianao
dia toy ilay vehivavy njanga
Ilay satana koa mijoro hiampanga
Hitora-bato ahy ireo, ireo mpanora-dalana
Hitora-bato ahy va Ianao
Ankehitriny anefa fantatro
Ianao no efa tia ahy taloha
Jesosy o, ianao koa tsy nanameloka ahy
Na firy aza ny ota efa vitako
Navelanao ny heloko
Jesosy o, Ianao ilay niady ny yknm adiko
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hametrahako ny tononkira.serasera.org fiainako
Velona ny mpanavotra ahy
Ianao ilay misosolo vava ahy
Rehefa nandray ny famonjena
Vita fanekena
Dia zay vao azo ekena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 3043
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 22/01/2017 14:57
